Catégorie : A la Une

Ny Havana > A la Une

Groupe NY HAVANA Assuranceset Réassurance, Agencesréparties danstoutel’île

𝑴𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝑲𝒓𝒊𝒔𝒎𝒂𝒔𝒚 𝒔𝒂𝒎𝒃𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝑻𝒂𝒐𝒎-𝒃𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒇𝒊𝒏𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒗𝒊𝒂𝒎-𝒃𝒆𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐𝒎-𝒑𝒊𝒂𝒏𝒕𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 𝑵𝒀 𝑯𝑨𝑽𝑨𝑵𝑨 Read More

Etat Financier 2022

Read More

Fiaraha-miasa eo amin’ny TAFIKA MALAGASY sy ny Tranom-piatohana NY HAVANA.

Isan’ireo mpiara-miasa akaiky amin’ny Tafika malagasy ny Tranom-piatohana NY HAVANA.

Read More

Faly miarahaba anareo Mpanjifa tratry ny taona 2023

Faly miarahaba anareo Mpanjifa tratry ny taona 2023 ny tranom-piatohana NY Havana . Hiezaka hatrany , hanakaiky anao izahay ka mba ho taona feno fahombiazana hoan’ny tsirairay anie ity taona vaovao ity. Soava daholo . Indro , firariantsoa entin’ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny CMAR NY Havana hoanao amin’izao fiandohan’ny taona izao Ampitiavana be !

Read More

Reboisement Groupe Ny Havana 2022

Avec la présence effective de Mme ANDRIANAIVOHERY Florence, Présidente du Conseil d’Administration, et des Administrateurs, de Mr RAKOTOBE Clément, Directeur Général et de son staff

Read More