Faly miarahaba anareo Mpanjifa tratry ny taona 2023

Ny Havana > A la Une > Faly miarahaba anareo Mpanjifa tratry ny taona 2023

Faly miarahaba anareo Mpanjifa tratry ny taona 2023 ny tranom-piatohana NY Havana .🥳 Hiezaka hatrany , hanakaiky anao izahay ka mba ho taona feno fahombiazana hoan’ny tsirairay anie ity taona vaovao ity.🙂 Soava daholo .🙏 Indro , firariantsoa entin’ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny CMAR NY Havana hoanao amin’izao fiandohan’ny taona izao 🙂 Ampitiavana be !