Étiquette : Salon

Ny Havana >

Salon des Start-up Et Des Entreprises Malgaches

Ela ela isika tsy nifankahita Anio tontolo andro dia hitanao ety amin'ny Salon des Start-up Et Des Entreprises Malgaches ato amin'ny "Le Pavé '' Antaninarenina ny Assurance NY HAVANA. Fotona fohy fa azonao atao tsara ny manatona ny Stand misy anay. Manasa anao ihany koa hametraka ireo fanontaniana rehetra mahalina sy manitikitika anao ka tianao [...] Read More