Salon des Start-up Et Des Entreprises Malgaches

Ny Havana > Non classé > Salon des Start-up Et Des Entreprises Malgaches
Ela ela isika tsy nifankahita 👀
Anio tontolo andro dia hitanao ety amin’ny Salon des Start-up Et Des Entreprises Malgaches ato amin’ny « Le Pavé  » Antaninarenina ny Assurance NY HAVANA.
Fotona fohy fa azonao atao tsara ny manatona ny Stand misy anay. Manasa anao ihany koa hametraka ireo fanontaniana rehetra mahalina sy manitikitika anao ka tianao ho valina ☺️
Manasa anao Ary anio fa faly mandray anao izahay.

…bien assuré, lendemain sécurisé